Dikan'ny teny : mihondrahondra

Hampiditra dikany hafa
1. (hondrahondra) p, t.: Malemy, lehibe sady malemy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hondrahondra) mt. s.: Mihofahofa (filaza amin'ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin'ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085