Dikan'ny teny : mihohoka

Hampiditra dikany hafa
(hohoka) mt. s. (mihohofa): Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny uilany ka very daholo ny laoka. 1 Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry. • Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra. ¶ M. h.: Miankohoka. 1 Milentika ao anatin'ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto. ~ Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin'ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.041