Dikan'ny teny : mihoha
Hampiditra dikany hafa
(hoha) mt. s. (mihohĂ ): Miantso vonjy, manaitra. ~ Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha