Dikan'ny teny : mihogo
Hampiditra dikany hafa
(hogo) mt. s, (mihogoa): Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin'ny fihogo: Folo minitra izy mihogo eo anoloan'ny fitaratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha