Dikan'ny teny : mihofokofoka

Hampiditra dikany hafa
(hofokofoka) mt. s. (mihofokofoha): Mihetsiketsika: Kaikerin'ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana. 1 Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan'ny rano na vovoka amin'ny tena: Mihofo:kofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vouoka. ΒΆ M.h.: Mikofokofoka, mitsikofokofoka. 1 Mihetsiketsika mafy mba hialana amin'ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077