Dikan'ny teny : mihofakofaka

Hampiditra dikany hafa
1. (hofakofaka) mt. s.: Mikopakopaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hofakofaka) mt. s.: Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082