Dikan'ny teny : mihofa

Hampiditra dikany hafa
(hofa) mt. s.: Enti-milaza zavatra ampiasain'olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075