Dikan'ny teny : mihodivitra

Hampiditra dikany hafa
(hodivitra) mt. s na mt. p. (mihodivira): Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara. / Mihodivitra ity andry ity. ? Mihodina any amin'ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko. ¶ M.h.: Mibirioka, miviona, mivaona. ~ Mihilana: Saika nianjeran'ny vato aho raha tsy nihodivitra kely. • Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan'ny Polisy ny anao lahy ka nihodiuitra. ¶ M.h.: Mibisioka, mibolidy. ~ Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin'ny raharaha sarotra. 1 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072