Dikan'ny teny : mihoby

Hampiditra dikany hafa
(hoby) mt. s. (mihobia): Midera amin'ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin'ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny uahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071