Dikan'ny teny : mihobankobana
Hampiditra dikany hafa
(hobankobana) mt. s.: Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin'ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany. • Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an'iny; efa hita mihobankobana ers' ny akanjony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha