Dikan'ny teny : mihoaka

Hampiditra dikany hafa
Mihoakoaka (hoaka) mt. s.: Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa. ~ Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074