Dikan'ny teny : mihitsoka
Hampiditra dikany hafa
(hitsoka) mt. s.: Latsaka amin'ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay. 1 Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin'ity raharaha ity ny volako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha