Dikan'ny teny : mihitrikitrika

Hampiditra dikany hafa
(hitrikitrika) mt. s.: Milentika: Nihitrikitrika teo amin'ny takibany ny totohondriko. 1 Mifantsitsitra, mitangitrika: Nihitrikitrika ny rano avy tao amin'ilay fantsona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0185