Dikan'ny teny : mihisatra

Hampiditra dikany hafa
(hisatra) mt. s.: Mandeha na mamindra miadana dia miadaria: Mihisatra ers' ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana. 1 Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano a-ho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo. 1 Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067