Dikan'ny teny : mihirihiry
Hampiditra dikany hafa
(hirihiry) mt. s. (mihirihiria): Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo, t• Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao. • Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isam bilo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha