Dikan'ny teny : mihira
Hampiditra dikany hafa
(hira) mt. s. (mihirà): Manao hira: Mihira ny mpianatra. • mt. p.: Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha