Dikan'ny teny : mihintsana
Hampiditra dikany hafa
(hintsana) mt s. (mihintsàna): Miraraka, miala amin'ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan'ny paisonay tany Antanetikelimay. / Mihihtsana izany uolonao izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha