Dikan'ny teny : mihilana
Hampiditra dikany hafa
(hilana) mt. s. (mihilàna): Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany. • Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha