Dikan'ny teny : mihika

Hampiditra dikany hafa
(hika) mt. s.: Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano. (• Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan'ny mpampianatra hiuoaka ? Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranooola i Bozy fa mihika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067