Dikan'ny teny : mihifika

Hampiditra dikany hafa
(hifika) mt. s. (mihifiha): Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika. • Mandà, tsy mankasitraka amin'ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071