Dikan'ny teny : mihevitra
Hampiditra dikany hafa
(hevitra) mt. p. (mi-havera): Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona. • Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany. • Mandinika lalina, miady hevitra momba: Miheui-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina. • Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho. • Mandray, mitsara: Ahoana no iheueranao an'izany fihetsiky ny zakaizanao izany? • Mi-no, mieritreritra: Iza no hiheuitra fa hahavita izany Rangahy iny?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha