Dikan'ny teny : mihevingevina

Hampiditra dikany hafa
(hevingevina) mt. s. na p. t.: Enti-milaza ny loha mihetsika moramora miankavia miankavanana toy ny olona heverina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073