Dikan'ny teny : mihelingelina
Hampiditra dikany hafa
(helina) mt. s. (mihelingelena): Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako. • Mise-ho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihehngelina taty; sao dia manauy àry izy?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha