Dikan'ny teny : mihelina
Hampiditra dikany hafa
(helina) mt. s.: Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny uolana. • Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha