Dikan'ny teny : mihehy

Hampiditra dikany hafa
(hehy) mt. s. (miheheza): Mikaoka amin'ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto. ? Mihady: Mihehy ny tany ny saka. ? Mamokatra, mamongotra:Nisy nihehy ny uoanjo tatsy atsimon-tanĂ na. 1 Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitstkilo tamin'ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081