Dikan'ny teny : mihebiheby

Hampiditra dikany hafa
(hebiheby) mt. s. sady mt, p. (mihebihebe): Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay om by fa tsy nahasakana azy. 1 Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soaualy nandrifatra. • Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073