Dikan'ny teny : mihazona
Hampiditra dikany hafa
(hazona) mt. p. (mihazbna): Mitana: Mihazona akoho amin'ny tendany. • Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman'ny mpiasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha