Dikan'ny teny : mihazingazina
Hampiditra dikany hafa
(hazingazina) p.t.: Mivohitra mitrakitraky, mitringitringy, toy ny taolan'ny olona mahia; kaozatra, mirikarika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha