Dikan'ny teny : mihatra

Hampiditra dikany hafa
(hatra) mt. s.: Tonga hatrany amin'ny...: Efa mihatra hatramin'ny rihana ambony ny afo. • Tongamipaka amin'ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao. • Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko. ? Miantraika, mianjera: Mihatra amin'ny fianakauiana manontolo ny heloka uitan'ny olona iray ao anatiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102