Dikan'ny teny : miharo

Hampiditra dikany hafa
(haro)mt.s. (miharoa): Mikambana: Miharo amin'ny ranon'i Betsiboka ny ranon' Ikopa. / Miharo trano amin' ny rafozany izy. ΒΆ M.h.: Milaro, mikambana, mifamaho, mifamahofaho, mifangaro, mitambatra, mifadiditra, mifampidipiditra, mifanosona, mifanjevo, mi-haro voraka, mikoro, tsaporetika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068