Dikan'ny teny : miharihary

Hampiditra dikany hafa
(harihary) mt. s. (mihariharia): Hita na mise-ho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara. • Marina tsy nana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo uoalohany izy tamin'ny mpianatra zato. ? Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony nouakin'ny olona ny laingany. ¶ M.h.: Mibaribary,misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072