Dikan'ny teny : mihaotra

Hampiditra dikany hafa
Mihaotraotra (haotra na haotraotra) mt, s. (mihaora): Mikaoka ny hoditra amin'ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotraotra Ioha. • Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074