Dikan'ny teny : mihaodihaody
Hampiditra dikany hafa
(haody na haodihaody) mt. s. (mihaodihaodia): Mivezivezy manodidina amin'ny endrika mahimahina toa mitilitily hamely: Hatry ny omaly hariva Rangahy iny no mihaodihaody eo antokotany eo,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha