Dikan'ny teny : mihantsy

Hampiditra dikany hafa
(hantsy) mt. p. (mihantsia): Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin'ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro. 1 Manao izay hihomehezana zazakely. ? Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso. / Mihantsy loa. ΒΆ M. h.: Mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0464