Dikan'ny teny : mihandrona
Hampiditra dikany hafa
(handrona) mt. s. sady p.t. (mihandràna): Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, i'i'onina: Mihandrona eto an-tokotany n? rano. ? Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin'ity raharaha ity. 1 Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin'izao fotoana izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha