Dikan'ny teny : mihandrohandro
Hampiditra dikany hafa
(handrohandro) rra. s.: Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha