Dikan'ny teny : mihambo

Hampiditra dikany hafa
(hambo) mt. P. na mt. s. (mihamboa): Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao. / Mihambo harena izy. 1 Miseho ho zavatra hafa noho ny te-na: .aihambo ho Dokotera Rangahy iny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106