Dikan'ny teny : mihambahamba
Hampiditra dikany hafa
(hambahamba) mt, s. (mihambahambà): Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-keuitra na hijanona na handeha Ra-koto fa mihambahamba ao. 1 Miahotrahotra na miatoato raha miteny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha