Dikan'ny teny : mihalontralona
Hampiditra dikany hafa
(halohalo) mt. s.: Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin'ny alina. 1 Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha