Dikan'ny teny : mihalohalo

Hampiditra dikany hafa
(halohalo) mt. s. (m ihalohalo y) : Mihantona, mihebibehy eo ambony Io-ha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy. 1 Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa mi-dira raha hiditra. 1 Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra? ΒΆ M. h.: Miahanahana, miroahana, miherohero. ? Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin'ny adin'ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082