Dikan'ny teny : mihalangalana

Hampiditra dikany hafa
(halangalana) nits. (mihalangalàna): Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy er?: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. - F.-p,: Vady mihalangalana: vady mandao ny tokantrano, nefa tsy nisaorana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065