Dikan'ny teny : mihalaka
Hampiditra dikany hafa
Mihalakalaka (hala-ka, halakalaka) mt, s. (mihalakalaha): Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto. 1 Mihataka: Misy biriky mihalaka amin'ity tamboho ity. 1 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha