Dikan'ny teny : mihaja

Hampiditra dikany hafa
(haja) lat.: Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io. 1 Sarotiny: Mihaja amin'ny akanjo io tovolahy io. ? Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja, /Fanaka mihaja. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075