Dikan'ny teny : mihafy
Hampiditra dikany hafa
(hafy) mt. p. sady mt. s.: Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny uatolahy. ? Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay. 1 Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha