Dikan'ny teny : migoboka
Hampiditra dikany hafa
Migobona (goboka) mt. s.: Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka na migobona kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha