Dikan'ny teny : migina
Hampiditra dikany hafa
(gina) rra. s.: Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon'ireo ankizy ireo. 1 Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza 1 (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr'ity latabatra itY ka izany no mampitolilalila azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha