Dikan'ny teny : migaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(gaka) mt. s.: Mandray gaka na tsolotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(gaka) mt. s.: Misotro izaitsizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(gaka) mt. s.: Maneno. (th,o.: Mitaraina. - F.-p,; Voa vao migaka: tratra na vaky am-batolampy ny ratsy vao mikaikaika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha