Dikan'ny teny : migaga

Hampiditra dikany hafa
(gaga) mt. p. (migagà): Mijery zavatra na olona, miaraka amin'ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan'ny kintana ny sain'ny olombelona. ¶ M.h.: Mikoy, mihorika,miaiky, mitampim-bava, mitanaka, mivanaka, midonàka, mitokaka, midagaga, mitolagaga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078