Dikan'ny teny : mifotitra

Hampiditra dikany hafa
(fotitra) rra. s. (mifotera): Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana. • Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy. ? Man-dry fady, miray amin'ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159