Dikan'ny teny : mifotetaka

Hampiditra dikany hafa
(fotetaka) mt, s.: Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao. ? Potraka ka tsy tafarina teo amin'izay nahalavoana intsony: Nalama tao auara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066